COMMUNIQUE DE PRESSE de Hery RAJAONARIMAMPIANINA


Lecture 1 min.
madagascar

COMMUNIQUE DE PRESSE
Hery RAJAONARIMAMPIANINA se félicite du climat dans lequel s’est déroulé le 2ème tour des élections présidentielles de ce jour. Il remercie toutes les forces vives qui l’ont soutenue.
Il salue la motivation du peuple Malagasy qui s’est rendu massivement aux urnes en dépit des aléas climatiques.
Il demande à chacun de faire preuve de patience dans l’attente des résultats définitifs.
Il exhorte tout un chacun à ne pas répondre aux provocations de ceux qui seraient tentés de semer le trouble.
C’est avec confiance et sérénité et que Hery RAJAONARIMAMPIANINA attend les résultats qui marqueront une ère nouvelle pour Madagascar.
On peut dire aujourd’hui que MADAGASCAR est le seul gagnant.

HERY RAJAONARIMAMPIANINA dia nahamarika fa nizotra tamim-pilaminana ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa.
Ary misaotra manokana ireo hery velona rehetra izay nanohana azy.
Deraina ny vahoaka Malagasy nanefa ny adidiny na dia teo aza ny fahasahiranana maro samihafa.
Mangataka ny rehetra mba ho tony tanteraka eo ampiandrasana ny valim-pifidianana feno.
Miangavy ny tsirairay mba hahafehy tena eo anatrehan’ireo fihantsiana sy fanakorontanana mety ataon’ny sasany.
Mahatoky sy mino fa ny valim-pifidianana ho avy dia hanamarika vanim-potoana hitondra Hery ho an’i Madagasikara vaovao.
Ankehitriny dia ny Firenentsika no Mandresy

Newsletter Suivez Afrik.com sur Google News